|
|
|
|

Teny iditra1  hahelika
Singan-teny  2 hatra, 3 helika
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Up to the armpits [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Jusqu'aux aiselles [1.3]
8 Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [2.415]
Ohatra  9  fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69]
Voambolana  10  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17