|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 hahaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fielezana, fiparitahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a scattering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 éparpillement [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)29 hahaka
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 rehoka [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/4)32 hahaka
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny anglisy  34 a parasitic (or epiphitic ?) shrub with which the Betsimisaraka rub their guns to ensure good success in shooting birds, etc..) [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  35 plante parasite, fougère épiphyte. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  36 Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  37hakaka

Teny iditra (4/4)38 hahaka
Sokajin-teny  39 Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  40 for haha [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11