| Entrée | 1 ahahaka |
| Radical | 2 hahaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Aparitaka: Aza ahahaka ny vary Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be scattered fig. to be vilified, to be reproached. [1.2] 6 to be scattered [1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on répand, qu'on éparpille [1.8] |
| Exemples |
8 Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka;
[2.436#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 tokantrano tsy ahahaka |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|