| Entrée | 1 grefy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1] | 
| Explications en français | 4   greffe [1.13] | 
| Exemples | 5   Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo.
[1.437] | 
| Tous les mots composés | 6 9 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 7 Botanique: (en général) | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |