Entrée galona sy lopotra : tafaray samy soa
Mots élémentaires galona sy lopotra ; tafaray ; samy ; soa
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona) [1.1]

Mis à jour le 2023/11/20