|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 galòna |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 gold or silver lace.
[1.2] 5 gold braid or marks of rank on uniforms. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 galon.
[1.3#194, 1.8] |
| Ohatra |
7 Rakotra galona ny tratrany.
[2.442#43]
8 Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558] 9 ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay [2.298#60] 10 Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao! [2.499#20] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 angola, 15 galòna, 16 Golana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|