Entrée gadrana (gadra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra
Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [1.1]
Explications en anglais To be chained, to be fettered, to be bound. [1.2]
 To be chained, to be imprisoned [1.7]
Explications en français Qu'on met aux fers, qu'on attache [1.3]
 Qu'on met au fers, qu'on met en prison [1.8]
Exemples Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny. [2.48]
Morphologie 
Présent : gadrana, gadrako, gadranao, gadrany, gadrantsika, gadranay, gadranareo, gadran', gadran-, gadram-, gadra-
Passé : nogadrana, nogadrako, nogadranao, nogadrany, nogadrantsika, nogadranay, nogadranareo, nogadran', nogadran-, nogadram-, nogadra-
Futur : hogadrana, hogadrako, hogadranao, hogadrany, hogadrantsika, hogadranay, hogadranareo, hogadran', hogadran-, hogadram-, hogadra-
Impératif : gadrao

Mis à jour le 2023/01/20