| Entrée (1/2) | 1 forehitra |
| Radical | 2 rehitra |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 May tsy misy horaisina Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 Consumed, burnt. Comp. dorehitra [1.2] |
| Exemples |
6 Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna.
[2.587#]
|
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 8 forehitra |
| Radical | 9 rehitra |
| Partie du discours | 10 adverbe [Liste complète] |
| Explications en anglais |
11 in haste, in a hurry. Comp. dorehitra [1.2] |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|