| Entrée | 1 fononteny |
| Mots élémentaires | 2 fono, 3 teny |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1] |
| Explications en français |
6 parenthèse [1.13, 1.5] |
| Vocabulaire | 7 Linguistique |
| Analogues | 8 fononteny maranitra, fononteny mahitsy |
| Tableaux et planches |
9 Signes de ponctuation |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|