|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fonoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 reduced to nothing, rotten, turned to dust, as a corpse [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/4)5  fonoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7 a grave [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)8  fonoka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fifonosana tsara ao anaty lamba mba tsy handrenesana hatsiaka [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  17  bonoka
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (4/4)19  fonoka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Ody fampatoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a charm used chiefly by thieves to induce sleep whether of people or dogs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 Charmes soporifiques, par hypnose ou par absorption d'un narcotique ; nom général des produits narcotiques. [1.196]
24 État de quelqu'un qui est enveloppé des pieds à la tête comme un mort, qui dort profondément et ne bouge plus ; sorte de catalepsie considérée comme la conséquence d'un sortilège. [1.196]
Voambolana  25  Finoana
Kamban-teny rehetra  26 ody fonoka

Fivaditsoratra  27 fanoko, fonoka, 28 kofona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09