| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 foko | 
| Fototeny | 2fo | 
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe fo | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 my heart [3.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 mon coeur [3.1] | 
| Ohatra | 
6 Mafy toy ny vato ny foko!
[2.508] 
 7 Tsy nitepo intsony ny foko. [2.4] 8 Nafana ny foko tato anatiko; [2.996]  | 
| Teny iditra (2/4) | 9 foko | 
| Sokajin-teny | 10 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
11 Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany Ny fitambaran' ny olona iray fiaviana: Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo [1.1] 12 vondrona iray razana, iray fomba amam-panao [1.13]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
13 a tribe, a caste, a group [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
14 tribu [1.3.fr#181, 1.8, 1.13] 15 caste, groupe [1.3.fr#181, 1.8] 16 famille, secte, classe [1.3.fr#181] 17 Pour les hommes : la lignée humaine, ou gens au sens latin du terme Pour les plantes : tubercule, rhizome ou partie souterraine subsistant après la destruction des parties aériennes et capable de régénérer la plante. [1.196]  | 
| Ohatra | 
18 Ny foko Antaisaka no ao atsimony.
[2.508] 
 19 Ny foko tatsimo tamin' ny taon-jato. [2.113]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 13 amin' io teny io | 
| Teny iditra (3/4) | 26 foko | 
| Sokajin-teny | 27 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
28 (du malais pukuk : la souche) Plus spécialement le tubercule de Pycnoneurum junciforme Decne. (Apocynaceae). On le recherche souvent dans les prairies où il pousse spontanément ; il sert d'aliment en période de disette ou pour les enfants qui gardent les boeufs. Voir aussi fokotohatse. [1.196] | 
| Voambolana | 29 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny iditra (4/4) | 30 foko | 
| Sokajin-teny | 31 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
32 D'après Descheemaeker, ce nom est également donné à Eriosema procumbens Benth. (Fabaceae) qui a une souche charnue lui permettant de résister dans les prairies soumises aus feux périodiques. [Betsileo]
 [1.196] | 
| Voambolana | 33 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Fivaditsoratra | 34 foko, 35 kofo | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |