|
|
|
|

Teny iditra1  fohy maso
Singan-teny  2 fohy, 3 maso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny masony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  6 near-sighted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 myope [1.8]
Voambolana  8  Fahasalamana
Tovy hevitra  9 fohy fijery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12