Entrée fofosarita
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1]
Explications en anglais A term of malediction [1.2]
Explications en français Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3]

Mis à jour le 2022/05/02