|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fofoina |
| Fototeny | 2 fofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io
5 Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be engaged to be married (of the girl)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer)
[1.3#177] 8 fiancée (se dit de la femme) [1.8] |
| Ohatra |
9 kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy.
[2.588#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 fofoany, fofoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|