|
|
|
|

Entrée1  fizarana
Radical  2  zara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitantanana: Fizarana lova
Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo
Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo [1.1]
Explications en anglais  5  distribution; a part of something [1.7]
Explications en français  6  action de partager; une division, un chapitre [1.8]
7  adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique [1.13]
Exemples  8  Misy fizarana firy io tantara io? [2.314#]
9  indrindra ny fizarana ny tanimbary. [2.508#]
10  Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. [2.356#]
Tous les mots composés  11  13 combinaisons de fizarana

Anagrammes  12 fanazary, 13 fizarana

Mis à jour le 2025/09/20