|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fivoy
Fototeny  2voy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan' ny lakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a paddle, an oar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la rame [1.3]
7 pagaie, aviron [1.8]
Kamban-teny rehetra  8lakana very fivoy
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 fivoy
Fototeny  11voy
Sokajin-teny  12 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana
Azo voizina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 manière de ramer [1.3]

Fivaditsoratra  15 fivio, 16 fivoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02