| Entrée | 1 fivondronam-pokontany |
| Mots élémentaires | 2 fivondrona, 3 foko, 4 tany |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] |
| Exemples |
7 Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany.
[2.114#]
|
| Synonymes | 8 fivondronana |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|