|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fivoasana
Fototeny  2 vofy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif. [1.3#846]
6 action d'éplucher, d'enlever l'écorce. [1.196]
Tovy hevitra  7 famoasana

Teny iditra (2/2)8  fivoasana
Fototeny  9 vofy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina.
12 Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 l'action d'expliquer, le moyen, le mofif. [1.3#846]
Ohatra  14  Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270#69]
15  Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643#123]
Tovy hevitra  16 famoasana

Fivaditsoratra  17 fiavosana, 18 fisavoana, 19 fivoasana, 20 voafisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12