|
|
|
|

Entrée1  fitsoahana
Radical  2  tsoaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko
Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy
Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato [1.1]

Anagrammes  5 fitosahana, 6 fitsaohana, 7 fitsoahana, 8 tafahosina

Mis à jour le 2025/09/12