|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsikerana |
| Fototeny | 2 tsikera |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitsikerana |
| Fototeny | 7 tsikera |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 analyse
[1.13, 1.5] 11 critique [1.5] |
| Kamban-teny rehetra | 12 fitsipiky ny fitsikerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|