Entrée | 1 fitsaohana |
Radical | 2 tsaoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy [1.1] |
Anagrammes | 5 fitosahana, 6 fitsaohana, 7 fitsoahana, 8 tafahosina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |