Entrée | fitsaikana (tsaika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [1.1] | |
Entrée | fitsaikana (tsaika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1] | |
Synonymes | fitsaihana | |
Anagrammes | fitsaikana, tafasikina, tany fasika, tsaikafina |
Mis à jour le 2020/07/31 |