|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tsaika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zaza tsy ary fady
[1.1] 4 zaza am-bohoka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 foetus
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Teny iditra (2/5) | 7 tsaika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Zaza
[Provincial]
[1.1] 10 ankizy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 enfant
[1.13] |
| Tsipelina hafa | 12 tsaiky |
| Teny iditra (3/5) | 13 tsaika |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana
[1.1] |
| Teny iditra (4/5) | 16 tsaika |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/5) | 23 tsaika |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika...
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 30 atsika, 31 takasy, 32 taksia, tsaika, 33 tsiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|