|
|
|
|

Teny iditra1  fitsabo
Fototeny  2 tsabo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana.
5 Azo tsaboina. [1.1]
Ohatra  6  Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12