|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsabo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tanimboly.
[Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 4 tanimbary. [Sihanaka] [1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 5 tsabo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 (toute l'île). Soins donnés à un malade.
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 17 tsabo mandradraka |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 botsa, 20 tsabo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|