|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitoriany |
| Fototeny | 2 tory |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny trafony sy ny havanan-kena atao koa hoe vavatoriny, izay didiana voalohany eo amin' ny tampon-damosin' ny omby.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 The name of that part of a bullock which lies immediately below the ribs..
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitoriany |
| Fototeny | 7 tory |
| Sokajin-teny | 8 anarana fitoriana sy mpisolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|