|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitodihana |
| Fototeny | 2 todika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko.
5 Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitodihana |
| Fototeny | 7 todika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 fampanarahana todika iray voafaritra mialoha.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 orientation.
[1.13] |
| Tovy hevitra | 11 fampitodihana, fitarihan-dalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|