|
|
|
|

Teny iditra1  fampitodihana
Fototeny  2 todika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 orientation. [1.13]
Ohatra  5  Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany. [2.606#]
Tovy hevitra  6 fitarihan-dalana, fitodihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31