|
|
|
|

Teny iditra1  fitelemana
Fototeny  2 telina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 ny tenda [1.1#352]
5 fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaovana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. [1.1#351]
Fanazavàna teny anglisy  6 The throat, the gorge [1.2#190]
7 a delicacy [1.2#190]
Fanazavàna teny frantsay  8 la gorge
9 action d'avaler [1.3#693]
Voambolana  10  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08