Entrée | 1 fitehafana |
Radical | 2 tehaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany! famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1] |
Anagrammes | 5 fifetahana, 6 fitefahana, 7 fitehafana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |