Entrée | 1 fitazonana |
Radical | 2 tazona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy. Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy. Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana. Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |