Entrée | fitaomana (taona) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina:
ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity Fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1] | ||
Explications en français | Action de charrier, encouragement [1.3] | ||
Mots composés |
| ||
Anagrammes | famatoañy, fitaomana, manafitoa |
Mis à jour le 2024/03/09 |