Entrée | 1 fitankosinana |
Radical | 2 tankosina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa! Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. [1.1] |
Anagrammes | 5 anatsinkafony, 6 fitankosinana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |