|
|
|
|

Teny iditra1  fitango
Fototeny  2 tango
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala..
5 Azo tangosana.. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fangito, 7 fitango, 8 fongaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11