| Entrée | 1 fitambotsorana | 
| Radical | 2 tambotsotra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany. Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena. Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a decline in position or dignity [1.7] | 
| Explications en français | 6   diminution, déclin, action de reculer [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |