| Entrée | 1 fitakobohana | 
| Radical | 2 takoboka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona.  [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |