|
|
|
|

Teny iditra1  fitaiza
Fototeny  2 taiza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io. .
5 Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava. . [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra.. [1.2]
7 anything kept in reserve. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 ce qui est tenu en réserve. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12