|
|
|
|

Teny iditra1  fitahontahonana
Fototeny  2 tahontahona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1]
Tovy hevitra  5 fitahontahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08