|
|
|
|

Teny iditra1  fitahontahona
Fototeny  2 tahontahona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
5 Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1]
Tovy hevitra  6 fitahontahonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08