Entrée | 1 fisovohana |
Radical | 2 sovoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy. Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |