Entrée | fisosana (sosa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny [1.1] | |
Synonymes | fisosa | |
Mis à jour le 2023/01/20 |