|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisiviana |
| Fototeny | 2 sivy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le partage en neuf parties
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|