| Entrée | 1 fisiahana |
| Radical | 2 siaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [1.1] |
| Anagrammes | 5 fisahiana, 6 fisaihana, 7 fisiahana, 8 ifisahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|