| Entrée | 1 fisandohana |
| Radical | 2 sandoka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|