Entrée fisamboritana (samboritra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga
Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1]
Synonymes fisamboritra

Mis à jour le 2023/01/05