|
|
|
|

Teny iditra1  fisamboritra
Fototeny  2 samboritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misamboritra; misikina na mitafy akanjo rovidrovitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12