| Entrée | 1 fisaina |
| Radical | 2 saina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo [1.1] |
| Explications en français |
5 manière de penser, de réfléchir [1.3#560] |
| Exemples |
6 Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona.
[2.503#]
7 Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao. [2.606#] 8 Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy. [1.369#] |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 fanisia, 11 fisaina, 12 fisiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|