| Entrée | 1 fisahiranana |
| Radical | 2 sahirana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|