|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firona |
| Fototeny | 2 rona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomban' ny olona na zavatra mirona, izany hoe miraika na mihilana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L'état de ce qui est incliné, manière de se pencher
[1.3#546] |
| Kamban-teny rehetra | 6 fandrefesam-pirona |
| Fivaditsoratra | 7 fanory, 8 finora, 9 firano, firona, 10 forina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|