|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 firana |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsara bika, mitsoroaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 5 firana |
| Fototeny | 6 fitra |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fafana, esorina amin' ny vorodamba, taratasy... ny diky: Firo io zaza io ~ Tokony hofirana itỳ loto itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be wiped.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on essuie.
[1.3#175] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 15 firaña |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 fary tapatapahina misompirana, tokony ho 10, 5 cm ny halavany.
[2.165] |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 fanary, 20 fanira, 21 Farany, farany, 22 farina, 23 finara, 24 firana, firaña, 25 rafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|